Teny iditra fehin-tsatroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy [satroka, a hat.] A hat-band. Used of all kinds. [1.2]
Ohatra Ny satrony very tany amin' izay nahaverezany tany, ka ny lambarano irain-jehy saika hataony fehintsatroka dia nafehiny ny lohany, noho izany dia nisaron-doha lambarano koa izy. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12