Teny iditra fempina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Feno, tampina [1.78]
 Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31