|
|
|
|

Teny iditra 1  fenjaina
Fototeny  2 fenja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
9 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Tovy hevitra  10 fenjana

Fivaditsoratra  fenjaina, 11 ifenjana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22