Teny iditra fery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wound, a sore [1.2, 1.7]
 A hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Plaie, blessure [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21