Teny iditra | 1 fery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro 8 Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky 9 Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 a wound, a sore [1.2, 1.7] 11 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 plaie, blessure [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny fery io |
Fivaditsoratra | 18 fery, refy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |