Teny iditra | fetahana (fetaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zaza fa nananihany Petahana: Nofetahany tara tasy ny varavaranay tamin' ny alina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to have mud on or in, as the cracks in a wall, or a floor. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |