| Teny iditra | 1 fetsahana |
| Fototeny | 2 fetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Anangonana, amoriana: Nofetsahan' ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin' ny fiarakodia
9 Asiana, velezina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be beaten, to be struck, by hands, feet, etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 où l'on entasse, où l'on frappe
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|