| Teny iditra | 1 fiahotrahorana |
| Fototeny | 2 ahotrahotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fitokoavana |
6 ambatra 7 ambatrambatra [2.503#] |
| Ohatra |
8 afaka mibosesika eto amintsika tsy misy fiahotrahorana ny entana hafarantsika avy any ivelany, fa ny vokatry ny tany aondrantsika kosa tsy ampy
[2.503#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|