|
|
|
|

Teny iditra1  fiaingana
Fototeny  2  ainga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fisondrotana
Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aeroplanina mankany Toamasina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#11] L’action de se lever, de partir
6  [1.13] départ
Ohatra  7  Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana. [2.928#]
8  Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  afinganay, fiaingana, ifanganay

Nohavaozina tamin' ny 2024/05/28