Teny iditra | 1 fiakatra |
Fototeny | 2 akatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina miakatra, misondrotra avo: Toy izao no fiakatra amin' itỳ tohatra ity |
Fivaditsoratra | 5 fiakatra, katrafay, tafarika, takifara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |