Teny iditra | 1 fialana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao Fialana amin' ny fahazaran-dratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] départ, action de se désister; échappatoire; démission |
Fototeny | 6 ala |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fialana io |
Fivaditsoratra | 14 alafany, fialana, ifanala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |