Teny iditra | 1 fialofana |
Fototeny | 2 aloka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] shelter, refuge |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] abri, refuge, retraite 6 [1.66.fr#822] retraite |
Ohatra |
7 Angamba fialofana no tokony hilazako azy. [2.445] 8 Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? [2.270] 9 Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. [2.643] 10 Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) [1.66.fr#822] |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fialofana io |
Fivaditsoratra | 12 fialofana, filaofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |