Teny iditra | 1 fiangaviana |
Fototeny | 2 angavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an urgent plea |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#45] la demande, celui à qui on demande 6 [1.8] requête urgente |
Ohatra |
7 hoy ny feony feno fiangaviana. [2.529#] 8 Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4#] 9 Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |