Teny iditra | 1 fiasana |
Fototeny | 2 asa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a tool, an instrument |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] outil 6 [1.8, 1.13] instrument |
Ohatra |
7 Vato no nataony fiasana. [2.113#7] 8 Ary manana fiasana maro izy. [2.332#37] 9 Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [2.117#89] 10 Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [2.508#338] |
Voambolana |
11 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny fiasana io |
Fivaditsoratra | 49 faisana, fasanay, fasiana, fiasana, safiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |