Teny iditra (1/2) | 1 fiavotra |
Fototeny | 2 avotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ketsa efa antitra ka afindra |
Voambolana |
5 Toe-karena: fambolena |
Teny iditra (2/2) | 6 fiavotra |
Fototeny | 7 avotra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] nippers, a pair of tweezers for removing hair. |
Tsipelina hafa | 11 fihavitra |
Fivaditsoratra | 12 fiavotra, fivarota, fivoatra, tafavory, voafitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |