Teny iditra | fibabohana (baboka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiekena, fitsorana ny hadisoana na ny faharesena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se prosterner, celui auquel on demande pardon [1.3] | |
Fivaditsoratra | fibabohana, fibobahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |