Teny iditra | 1 fibahanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanatsivetrahana ny tongotra aman-tanana mba hahazo toerana malalaka na hisakana ny ao afara tsy handeha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] L'action d'écarter les jambes, de former barrière |
Fototeny | 5 bahana |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fibahanana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |