Teny iditra | 1 fibiriohana |
Fototeny | 2 birioka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady 5 Fandosirana, filefana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |