Teny iditra fidabebaka (dabebaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra fohy vatana fa be vava: Ny fidabebaky ny harona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'état de ce qui est large et peu profond [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20