|
|
|
|

Teny iditra 1  fidanika
Fototeny  2 danika
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Manière de se chauffer [1.3]
Tovy hevitra  8 fidanihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22