Teny iditra | 1 fidinana |
Fototeny | 2 idina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ 5 Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de descendre, la descente [1.3] |
Ohatra |
7 Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna. [2.332] 8 Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fidinana io |
Fivaditsoratra | 11 andifiña, fanidina, fidinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |