|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidobohana (doboka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Le retentissement [1.3#110]

Teny iditra (2/2)5  fidobohana (doboka)
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour [1.3#110]
Ohatra  9  Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08