Teny iditra fidorobohana (doroboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanirian-javamaniry izay manjary be ravina sady maitso; toetran' ny akanjo malalaka ambany sy mirebareba [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05