Teny iditra fifady (fady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce dont on doit s'abstenir, manière de s'abstenir [1.3]
Ohatra Raha fary fifiaka mba fiaho
raha fary fifady mba fadio
fa aza mifady zanak'olona an-tanana
fa raha miram-bao mahataitra
raha lehibe mitombo endrika
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18