Teny iditra fifampitondrana (tondra)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny fifampitondrana tao anatin'ny foko dia sahala amin' ny an'ny ray aman-dreny sy zanaka mitatra ihany [2.606]
2midinika momba ny Adidy (vodiondry, fifampitondrana amin' ny lafiny re-hetra) dia avy eo mangata-dalana hody sy mitsodrano ny handeha [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20