|
|
|
|

Teny iditra1  fifaninanana (inana)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  rivalry; a contest, a competition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  compétition, concours [1.8, 1.13]
6  rivalité [1.8]
7  concurrence [1.13]
Ohatra  8  Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. [2.332]
9  Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298]
10  Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332]
11  Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29