|
|
|
|

Teny iditra 1  fifanohanana
Fototeny  2 tohana
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana. [2.285#197]
7  Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472#111]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19