Teny iditra fifanomezana (ome)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1mitariha lalana amin' ny fifanomezam-boninahitra. [2.996]
2Fa aoka hasian-teny kely ny amin' ny fifamangiana, ny firesahana, ny fifanomezana ary ny hantahantam-pihavanana. [2.296]
Haiendriteny 
Tsotra : fifanomezana, fifanomezako, fifanomezanao, fifanomezany, fifanomezantsika, fifanomezanay, fifanomezanareo, fifanomezan', fifanomezan-, fifanomezam-, fifanomeza-
Tovonana : -pifanomezana, -pifanomezako, -pifanomezanao, -pifanomezany, -pifanomezantsika, -pifanomezanay, -pifanomezanareo, -pifanomezan', -pifanomezan-, -pifanomezam-, -pifanomeza-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20