Teny iditra | figabaka (gabaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui a beaucoup d'eau [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |