Teny iditra | 1 fihalontralona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany |
Fototeny | 4 halontralona |
Fivaditsoratra | 5 fihalontralona, fiholantrolana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |