Teny iditra | 1 fihalontralonana (halontralona) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Famiratana mipendrampendrana, famirapiratana mivalombalona toa onjandrano, mandrebireby ny maso [1.1] |
Fivaditsoratra | 4 fihalontralonana, fiholantrolanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |