|
|
|
|

Teny iditra1  fihanjahanjana
Fototeny  2  hanjahanja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
5  Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20