|
|
|
|

Teny iditra1  fihany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  4  Haingo hazo, hazo maniry [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5  Appellation botanique [2.612]
6  Rauvolfia media Pichon (Apocynaceae). Arbre très amer dans toutes ses parties. Encore appelé mafaikopaka. Écorces exportées pour la préparation des produits hypotenseurs. [1.196]
Tovy hevitra  7  ampaly, mandresy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  fahiny, fanihy, fihany, hanify

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31