|
|
|
|

Teny iditra1  fiharoana
Fototeny  2  haro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fikambanana, firaisana amin' ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin' ny ankizy maro toa azy [1.1]

Fivaditsoratra  5  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20