Teny iditra | fihataka (hataka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin' ny hafa; na mikisaka kely, mitanila [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | écartement [1.13] | |
Tovy hevitra | fisamaka | |
Fivaditsoratra | fihataka, tafahika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |