|
|
|
|

Teny iditra1  fihaza (haza)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka 4  Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3#228]
Ohatra  6  Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996#]

Fivaditsoratra  7  fihaza, fizaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09