Teny iditra | fihazohazo (hazohazo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihazohazo, fomban' ny olona mihazohazo, na misalasala, tsy tapa-kevitra handroso na hihemotra [1.1] | |
Fivaditsoratra | fihazohazo, fizahozaho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |