Teny iditra | fihemba (hemba) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-damba atao fehiloha na akopakopaka entin' ny mpitahiry sampy rehefa manandratra ny sampiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Root hemba.] A kind of flag or fan formerly used by the idol keepers, and carried before the fetish. Comp. faneva. A fan for keeping flies from the dead. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |