Teny iditra | 1 fihety |
Fototeny | 2 hety |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 hety [Tambahoaka, Bara]
[1.78] 5 Fomba entina mitapa-bolo: Fihetina tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona [1.1] |
Fivaditsoratra | 6 fehity, fihety |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |