|
|
|
|

Teny iditra 1  fihevitra
Fototeny  2 hevitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser: Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) [1.3#243]
Ohatra  8  Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#]
9  Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. [2.298#]
10  Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. [2.314#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19