| Teny iditra | 1 fihifihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana noho ny tahotra, fihararetana fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a shudder, a tremor, a quaking, shivering, or shrinking from cold or fear. Comp. jihijihy.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|