|
|
|
|

Teny iditra1  fihitso-basy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Miaramila
Fanazavàna teny malagasy  4  Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Baguette du fusil [1.3#169]
Tovy hevitra  7  firitso-basy
Singan-teny  8  fihitsoka, basy

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/01