Teny iditra | 1 fihodivirana |
Fototeny | 2 hodivitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry 5 Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy 6 Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany 7 Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |