Teny iditra | fijehojeho (jehojeho (jeho)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mijehojeho, izany hoe mandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La démarche lente [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |