Teny iditra | fijehojehoana (jehojeho (jeho)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana miadana toy ny mivesatra entana na marary, fakana mora raha mandeha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se traîner, d'aller lentement [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |
![]() |