|
|
|
|

Teny iditra 1  fijerena
Fototeny  2 jery
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
7 Zavatra enti-mijery
8 Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
9 Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21