|
|
|
|

Teny iditra1  fijihinana
Fototeny  2  jihina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fidihindihinana somary mirehareha amin' ny fitafiana, fampisehoana bika amin' ny haingo anaovana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05