|
|
|
|

Teny iditra1  fikarakarana
Fototeny  2  karakara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena
5  Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano
6  Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy
7  Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  taking care of, looking after [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  action de prendre soin; administration [1.8]

Fivaditsoratra  10  fikarakarana, firakarakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20