Teny iditra | fikasa (kasa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikasa Azo kasaina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on se propose, manière de se proposer [1.3] | |
Ohatra | Raha zavatra fikasa dia kasaina;
[2.69] | |
Fivaditsoratra | fasika, fikasa, fisaka, sifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23 |