| Teny iditra | 1 fikatrokatroka |
| Fototeny | 2 katrokatroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
6 ny fikatrokatroky ny tantanana mankarenina ny sofina;
[2.996]
7 Fa ny fikatrokatroka an-gadon' ny miaramila misafo tanàna no reny manako any ho any. [2.472#230] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|